<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 16:9 | Seemeth it but a small thing unto you, that the |
Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nampisarahan' Andriamanitry ny Isiraely anareo tamin' ny fiangonan' ny Isiraely hitondrany anareo ho akaiky Azy, hanaovanareo ny fanompoam-pivavahana momba ny tabernakelin' i Jehovah sy hitoeranareo eo anatrehan' ny fiangonana hanompo azy? | Ataonareo ho zavatra kely va ny nanavahan' ny Andriamanitr' Israely anareo tamin' ny fiangonan' Israely, ka nampandrosoany anareo ho akaiky azy, mba hanao ny fanompoana momba ny Fonenan' ny Tompo sy hitoetra eo anatrehan' ny fiangonana hanao ny fanompoany. | Est-ce trop peu pour vous que le |