<-
->

Nom / Fan 16:28 And Moses said, Hereby ye shall know that the Lord hath sent me to do all these works; for I have not done them of mine own mind. Dia hoy Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa Jehovah no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny, fa tsy avy tamin' ny saiko izany: Hoy Moizy: Izao no hahafantaranareo fa Iaveh no naniraka ahy mba hanao ireny zavatra rehetra ireny, fa tsy avy amiko izany. Moïse dit : " A ceci vous saurez que c' est Yahvé qui m' a envoyé pour accomplir toutes ces oeuvres, et que je ne les fais pas de mon propre chef :