<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 16:18 | And they took every man his censer, and put fire in them, and laid incense thereon, and stood in the door of the tabernacle of the congregation with |
Ary samy naka ny fitondran' afony avy izy rehetra ka nanisy afo teo anatiny, dia nanisy ditin-kazo manitra teo anatiny; ary nijanona teo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana izy mbamin' i Mosesy sy Arona. | Dia samy naka ny fanembohany avy izy rehetra, ka nasiany afo tao anatiny, sy norarahany zava-manitra koa; dia nijanona teo am-baravaran' ny trano lay fihaonana izy, mbamin' i Moizy sy Aarona. | Chacun prit son encensoir, y mit du feu et déposa de l' encens par-dessus. Puis ils se tinrent à l' entrée de la Tente du Rendez-vous, ainsi que |