<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 16:16 | And |
Dia hoy Mosesy tamin' i Kora: Aoka ianao sy ny namanao rehetra ho tonga eo anatrehan' i Jehovah rahampitso, dia ianao sy ireo ary Arona. | Hoy Moizy tamin' i Kore: Rahampitso hianao sy ny tarikao rehetra mitoetra eo anatrehan' ny Tompo, dia izy ireo sy hianao mbamin' i Aarona. |