<-
->

Nom / Fan 15:29 Ye shall have one law for him that sinneth through ignorance, both for him that is born among the children of Israel, and for the stranger that sojourneth among them. Lalàna iray ihany no hatao amin' izay manota tsy nahy, na amin' ny Zanak' Isiraely rehetra, na amin' ny vahiny eo aminareo. Amin' ny tompon-tany isan' ny zanak' Israely sy amin' ny vahiny mitoetra eo aminareo dia lalàna iray ihany no ho anareo, raha misy manota tsy nahy. qu' il s' agisse d' un citoyen d' entre les Israélites ou d' un étranger en résidence parmi eux. Il n' y aura chez vous qu' une loi pour celui qui agit par inadvertance.