<-
->

Nom / Fan 13:32 And they brought up an evil report of the land which they had searched unto the children of Israel, saying, The land, through which we have gone to search it, is a land that eateth up the inhabitants thereof; and all the people that we saw in it are men of a great stature. Dia nilaza ratsy ny tany izay nosafoiny tamin' ny Zanak' Isiraely izy ka nanao hoe: Ny tany izay nalehanay nosafoina dia tany izay mandevona ny monina eo, ary ny olona rehetra izay hitanay teo dia olona vaventibe; Sady nataony laza ratsy teo anatrehan' ny zanak' Israely ny tany izay nosafoiny, ka hoy izy: Ny tany notetezinay nosafoina dia tany mandevona ny mponina aminy; ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo; Et ils se mirent à décrier devant les Israélites le pays qu' ils avaient été reconnaître : " Le pays que nous sommes allés reconnaître est un pays qui dévore ses habitants. Tous ceux que nous y avons vus sont des hommes de haute taille.