<-
->

Nom / Fan 13:3 And Moses by the commandment of the Lord sent them from the wilderness of Paran: all those men were heads of the children of Israel. Ary Mosesy dia naniraka azy hiala any an-efitra Parana, araka ny didin' i Jehovah; ary samy lohan' ny firenen' ny Zanak' Isiraely ireo lehilahy rehetra ireo. Dia nirahin' i Moizy avy ao amin' ny efitra Faràna, araka ny didin' ny Tompo, izy ireo; ary samy filohan' ny zanak' Israely avokoa ireo lehilahy rehetra ireo. Sur l' ordre de Yahvé, Moïse les envoya du désert de Parân. Ces hommes étaient tous chefs des Israélites.