<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 13:22 | And they ascended by the south, and came unto |
Dia niakatra tao amin' ny tany atsimo izy ka nankany Hebrona; ary teo Ahimana sy Sesay ary Talmay, teraky ny Anakita. (Ary Hebrona dia voaorina fito taona talohan' i Zoana any Egypta.) | Niakatra an' i Negeba izy ireo, ka nandroso hatrany Hebrona, izay nisy an' i Akimàna sy Sizaia ary Tolmaia, taranak' i Enàka. Hebrona dia naorina fito taona talohan' i Tanisa any Ejipta. | Ils montèrent par le |