<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 13:2 | Send thou men, that they may search the land of |
Maniraha lehilahy vitsivitsy hisafo ny tany Kanana, izay omeko ho an' ny Zanak' Isiraely; dia lehilahy iray avy isam-pirazanany no hirahinareo, ka izay samy lohan' ny fireneny avy. | Maniraha olona hisafo ny tany Kanaana, izay omeko ny zanak' Israely. Lehilahy iray isam-pokom-pianakaviana no hirahinareo; aoka izy rehetra ho samy filohany amin' izy ireo avy. | " Envoie des hommes, un par tribu, pour reconnaître le pays de |