<-
->

Nom / Fan 12:8 With him will I speak mouth to mouth, even apparently, and not in dark speeches; and the similitude of the Lord shall he behold: wherefore then were ye not afraid to speak against my servant Moses? Mifanatrika no itenenako aminy, dia amin' ny fahitana, fa tsy amin' ny teny saro-pantarina, ary mijery ny endrik' i Jehovah izy; ka nahoana ianareo no tsy natahotra hanome tsiny an' i Mosesy mpanompoko? Miteny aminy mifanatrika ka miseho miharihary aminy aho, fa tsy aman' ohatra, dia mijery ny endrik' Iaveh izy. Ka nahoana àry hianareo no dia tsy natahotra ny hanome tsiny ny mpanompoko, dia Moizy? Je lui parle face à face dans l'évidence, non en énigmes, et il voit la forme de Yahvé. Pourquoi avez-vous osé parler contre mon serviteur Moïse ? "