<-
->

Nom / Fan 12:2 And they said, Hath the Lord indeed spoken only by Moses? hath he not spoken also by us? And the Lord heard it. Dia hoy izy mianadahy: Moa Mosesy ihany va no efa nitenenan' i Jehovah? tsy izahay koa va no nitenenany? Dia ren' i Jehovah izany. Hoy izy ireo: Moa dia amin' ny alàlan' i Moizy ihany va no efa nitenenan' ny Tompo? Moa tsy efa niteny tamin' ny alàlanay va izy? Et ils dirent : " Yahvé ne parlerait-il donc qu'à Moïse ? N' a-t-il pas parlé à nous aussi ? " Yahvé entendit.