<-
->

Nom / Fan 12:14 And the Lord said unto Moses, If her father had but spit in her face, should she not be ashamed seven days? let her be shut out from the camp seven days, and after that let her be received in again. Dia hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Raha nandrora tamin' ny tavany rainy, moa tsy ho menatra hafitoana va izy? koa atokàny any ivelan' ny toby hafitoana izy, ary rehefa afaka izany, dia ampidiro indray. Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Raha nororan-drainy ny tavany, moa tsy ho menatra hafitoana va izy? Mitokàna any ivelan' ny toby izy hafitoana, fa rahefa afaka izany vao horaisina ao indray. Yahvé dit alors à Moïse : " Et si son père lui crachait au visage, ne serait-elle pas sept jours dans la honte ? Qu' elle soit pendant sept jours séquestrée hors du camp, et qu' elle y soit admise ensuite à nouveau. "