<-
->

Nom / Fan 12:1 And Miriam and Aaron spake against Moses because of the Ethiopian woman whom he had married: for he had married an Ethiopian woman. Ary Miriama sy Arona niteny nanome tsiny an' i Mosesy noho ny vehivavy Kosita izay efa nampakariny; fa efa nampakatra vehivavy Kosita izy. Ary Maria mbamin' i Aarona nanome tsiny an' i Moizy noho ny amin' ny vehivavy Kosita izay efa nalainy ho vady, fa nanambady vehivavy kosita izy. Miryam, ainsi qu' Aaron, parla contre Moïse à cause de la femme kushite qu' il avait prise. Car il avait épousé une femme kushite.