<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 1:20 | And the children of |
Ary tamin' ny taranak' i Robena, lahimatoan' Isiraely, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, dia ny lehilahy rehetra hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra izay azo nalefa hanafika, | Ny tera-dRobena lahimatoan' Israely, ny taranak' ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, no nisainy araka ny anarany isam-batan' olona, ny lehilahy rehetra hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatam-piadiana, | Quand on eut déterminé les parentés des fils de |