<- -> |
[King James Bible] Book of Obadiah |
[Baiboly 1865] Obadia |
[Baiboly Katolika] Abdiasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Abdias |
||
<-
-> |
|
|||||
Oba / Ab 1:12 | But thou shouldest not have looked on the day of thy brother in the day that he became a stranger; neither shouldest thou have rejoiced over the children of |
Aza finaritra mijery ny andron' ny rahalahinao amin' ny andro ahitany loza izay tsy misy toa izany; Ary aza mifaly ny amin' ny taranak' i Joda amin' ny andro andringanana azy; Ary aza manao teny miavonavona amin' ny andro fahoriana | Aza faly mijery ny andron' ny rahalahinao, amin' ny andro idiran-doza aminy; aza mifaly amin' ny momba ny taranak' i Jodà, amin' ny andro andringanana azy; ary aza dia avoavo fiteny amin' ny andron' ny fahoriany. | Ne te délecte pas à la vue de ton frère au jour de son malheur ! Ne fais pas des enfants de |