<- -> |
[King James Bible] Book of Amos |
[Baiboly 1865] Amosa |
[Baiboly Katolika] Amosy |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Amos |
||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||
Amo / Am 7:1 | Thus hath the |
Izao no nasehon' i Jehovah Tompo tamiko: Indro, nanao ny valala tamin' ny voalohan' ny nitsimohan' ny kolokolon' ahitra Izy; ary, indro, kolokolon' izay nojinjana ho an' ny mpanjaka izany. | Izao no nasehon' ny Tompo Iaveh tamiko, dia indro izy fa namorona valala, tamin' ny fotoana vao itsimohan' ny kolokolo, dia ny kolokolo avy nijinjana ho an' ny mpanjaka. | Voici ce que me fit voir le Seigneur |