<- -> |
[King James Bible] Book of Amos |
[Baiboly 1865] Amosa |
[Baiboly Katolika] Amosy |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Amos |
||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||
Amo / Am 6:1 | Woe to them that are at ease in |
Lozan' ireo miadana ao Ziona sy ireo matokitoky foana ao an-tendrombohitr' i Samaria, dia ireo malaza eo amin' ny firenena malaza indrindra sady hatonin' ny taranak' Isiraely. | Loza ho an' ireo mandry fahizay ao Siona, sy mitoetra matoky ao an-tendrombohitr' i Samaria; dia ireo malaza indrindra amin' ilay firenena, lohan' ny firenena, ireo izay hatonin' ny taranak' Israely! | Malheur à ceux qui sont tranquilles en |