<-
->

Amo / Am 1:9 Thus saith the Lord; For three transgressions of Tyrus, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because they delivered up the whole captivity to Edom, and remembered not the brotherly covenant: Izao no lazain' i Jehovah: noho ny fahotana telon' i Tyro, eny efatra aza, dia tsy havelako izy, satria natolony ho any Edoma ny babo rehetra, ary tsy notsarovany ny fanekem-pirahalahiana; Izao no lazain' ny Tompo: Noho ny heloka telo nataon' i Tira sy noho ny efatra - tsy hahemotro ny didy. Satria nanolotra olona babo an' andiany mihitsy ho any Edoma izy, fa tsy nahatsiaro ny fanekem-pirahalahiana, Ainsi parle Yahvé : Pour trois crimes de Tyr et pour quatre, je l' ai décidé sans retour ! Parce qu' ils ont livré à Édom des populations entières de captifs, sans se souvenir d' une alliance entre frères,