<- -> |
[King James Bible] Book of Amos |
[Baiboly 1865] Amosa |
[Baiboly Katolika] Amosy |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Amos |
||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||
Amo / Am 1:1 | The words of |
Ny tenin' i Amosa, izay isan' ny mpiandry ondry tao Tekoa, dia izay hitany ny amin' ny Isiraely tamin' ny andro nanjakan' i Ozia, mpanjakan' ny Joda, sy tamin' ny andro nanjakan' i Jeroboama, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely, roa taona talohan' ny horohorontany. | Tenin' i Amosy, isan' ireo mpiandry ondry tao Tekoe. Izay hitany momba an' Israely, tamin' ny andron' i Oziasa, mpanjakan' i Jodà, sy tamin' ny andron' i Jeroboama, zanak' i Joasa, mpanjakan' Israely, roa taona talohan' ny horohoron-tany. Hoy izy: | Paroles d' |