<-
->

Hos / Os 9:13 Ephraim, as I saw Tyrus, is planted in a pleasant place: but Ephraim shall bring forth his children to the murderer. Efraima, raha araka ny hitako, dia voavoly ao amin' ny tany mahafinaritra tahaka an' i Tyro, nefa tsy maintsy mamoaka ny zanany ho amin' ny mpamono izy. Raha nitodi-maso nankany Tira aho, dia indreo Efraima voavoly eo amin' ny tanim-bilona mahafinaritra; kanjo Efraima efa nitondra ny zanany ho any amin' ny mpamono. Éphraïm, je le voyais comme Tyr, plantée dans une prairie, mais Éphraïm devra mener ses fils à l'égorgeur.