<- -> |
[King James Bible] Book of Hosea |
[Baiboly 1865] Hosea |
[Baiboly Katolika] Osea |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Osée |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Hos / Os 7:4 | They are all adulterers, as an oven heated by the baker, who ceaseth from raising after he hath kneaded the dough, until it be leavened. | Samy mpaka vadin' olona avokoa izy rehetra ka toy ny fatana voafanan' ny mpanendy mofo, izay mitsahatra tsy misorona afo hatramin' ny ametafetany ny koba ka ambara-pitombony. | Izy rehetra mpaka vadin' olona avokoa, hoatra ny fatana nampirehetan' ny mpanao mofo afo, izay mitsahatra tsy misoron' afo, hatramin' ny nametafetany ny koba ka mandra-pivontony. | Tous sont adultères, ils sont comme un four brûlant que le boulanger cesse d' attiser depuis qu' il a pétri la pâte jusqu'à ce qu' elle ait levé. |