<- -> |
[King James Bible] Book of Hosea |
[Baiboly 1865] Hosea |
[Baiboly Katolika] Osea |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Osée |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Hos / Os 7:16 | They return, but not to the most |
Miverina ihany izy, nefa tsy ho amin' ny Avo; Tonga tahaka ny tsipìka manjiona izy; Ho lavon-tsabatra ny mpanapaka azy noho ny firehitry ny lelany; Izany no ho latsany any amin' ny tany Egypta. | Mitodika izy, fa tsy ho any amin' ny ambony; manahaka ny tsipìka mivaona: ho lavon' ny sabatra ny mpanapaka azy, noho ny fisafoaky ny lelany; ary handatsana azy izany any amin' ny tany Ejipta. | Ils se tournent vers ce qui n' est rien, ils sont comme un arc trompeur. Leurs chefs tomberont sous l'épée à cause de la fureur de leur langue, et l' on se moquera bien d' eux au pays d' |