<- -> |
[King James Bible] Book of Hosea |
[Baiboly 1865] Hosea |
[Baiboly Katolika] Osea |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Osée |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Hos / Os 11:9 | I will not execute the fierceness of mine anger, I will not return to destroy |
Tsy hanontolo fo Aho, na handringana an' i Efraima intsony; Fa Andriamanitra Aho, fa tsy olona, dia ny Iray Masina ao aminao, ka dia tsy ho avy amim-pahatezerana mirehitra Aho. | Tsy hanarana ny firehetan' ny hatezerako aho, tsy horavako fanindroany Efraima. Fa Andriamanitra aho, fa tsy olombelona; eo afovoanao ilay Masina, ka tsy ho tonga aho mitondra ny fisafoahako. | Je ne donnerai pas cours à l' ardeur de ma colère, je ne détruirai pas à nouveau |