<-
->

Dan / Da 9:15 And now, O Lord our God, that hast brought thy people forth out of the land of Egypt with a mighty hand, and hast gotten thee renown, as at this day; we have sinned, we have done wickedly. Koa ankehitriny, Tompo Andriamanitray ô, Izay nitondra ny olonao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta tamin' ny tanana mahery ka nanao anarana ho Anao tahaka ny amin' izao anio izao, efa nanota izahay, efa nanao ratsy izahay. Koa ankehitriny, ry Tompo, Andriamanitray ô, izay nanala ny vahoakanao avy any amin' ny tany Ejipta tamin' ny tànanao mahery, sy nanao anarana ho anao, tahaka ny amin' izao anio izao, efa nanota izahay, efa ratsy izahay. Et maintenant, Seigneur notre Dieu, qui par ta main puissante as fait sortir ton peuple du pays d' Egypte, et ton renom en perdure jusqu'à ce jour , nous avons péché, nous avons commis le mal.