<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 9:13 | As it is written in the law of |
Araka ny voasoratra ao amin' ny lalàn' i Mosesy no nahatongavan' izao loza rehetra izao taminay; nefa tsy nifona teo anatrehan' i Jehovah Andriamanitray izahay hialanay amin' ny helokay sy hahafantaranay ny fahamarinanao. | Nidona taminay avokoa izao loza izao, araka ny voasoratra ao amin' ny lalàn' Andriamanitra; kanefa izahay tsy nanao izay hampitony an' ny Tompo Andriamanitray, tamin' ny fialanay amin' ny helokay sy amin' ny fieritreretanay amim-pitandremana ny fahamarinanao. | Ainsi qu' il est écrit dans la loi de |