<-
->

Dan / Da 9:11 Yea, all Israel have transgressed thy law, even by departing, that they might not obey thy voice; therefore the curse is poured upon us, and the oath that is written in the law of Moses the servant of God, because we have sinned against him. Eny, ny Isiraely rehetra efa nandika ny lalànao ka niala, fa tsy nihaino ny feonao, ka dia naidina taminay ny ozona sy ny fianianana izay voasoratra ao amin' ny lalàn' i Mosesy, mpanompon' Andriamanitra, satria efa nanota taminy izahay. Nandika ny didinao avokoa Israely, sady nihodina tsy nihaino ny feonao, ka dia nianjera taminay ny ozona aman-tsahato voasoratra ao amin' ny lalàn' i Moizy, mpanompon' Andriamanitra, satria nanota taminy izahay. Tout Israël a transgressé ta loi, a déserté sans écouter ta voix, et se sont répandues sur nous la malédiction et l' imprécation inscrites dans la loi de Moïse, le serviteur de Dieu car nous avons péché contre lui.