<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 6:14 | Then the king, when he heard these words, was sore displeased with himself, and set his heart on |
Dia niteny ireo ka nanao teo anatrehan' ny mpanjaka hoe: Ilay Daniela, isan' ny babo avy amin' ny taranak' i Joda, dia tsy manaiky anao, na ny lalàna izay nasianao sonia, ry mpanjaka ô, fa manao fangatahana intelo isan' andro izy. | Dia niteny indray izy ireo, ka nilaza teo anatrehan' ny mpanjaka hoe: Daniely anankiray amin' ireo babo avy amin' i Jodà anefa, ry mpanjaka, namotsifotsy anao, sy ny didy nosoratanao; fa manao ny fivavahany intelo isan' andro. | Sur quoi, ils dirent au roi : " |