<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 5:2 | Nony efa nisotro divay Belsazara, dia nasainy nalaina ny fanaka volamena sy volafotsy izay nalain' i Nebokadnezara rainy avy tao amin' ny tempoly tany Jerosalema, mba hisotroan' ny mpanjaka sy ny mpanolotsainy sy ny vadiny mbamin' ny vaditsindranony. | Nentanin' ny divay Baltasara, dia nampaka ny kapoaka volamena sy volafotsy, nalain' i Nabokodonozora rainy, teny an-tempoly izay ao Jerosalema, mba hisotroan' ny mpanjaka amam-tompo-menakely mbamin' ireo vadiny sy vaditsindranony. | Ayant goûté le vin, |