<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 13:4 | Mpanankarem-be io Joakima io, ary nanana zaridaina teo akaikin' ny tranony izy, ary be ny Jody mankao aminy, satria izy no manan-kaja indrindra tamin' izy rehetra ireo. |