<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 10:13 | But the prince of the kingdom of |
Fa ilay andrianan' ny fanjakan' i Persia nanohitra ahy iraika amby roa-polo andro; fa indro kosa Mikaela, anankiray amin' ireo andriana lehibe, no tonga hanampy ahy; ka dia izaho ihany no sisa nijanona teo amin' ny mpanjakan' i Persia. | Fa nitsangana teo anoloako, iraika amby roapolo andro, ilay filohan' ny fanjakan' i Persa, ary Misely anisan' ireo filohany ambony no tonga nanampy ahy, ka nijanona teo akaikin' ny mpanjakan' i Persa aho. | Le |