<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 1:2 | And the |
Ary ny Tompo nanolotra an' i Joiakima, mpanjakan' ny Joda, mbamin' ny fanaka sasany tao an-tranon' Andriamanitra ho eo an-tànany, ka nentiny ho any amin' ny tany Sinara ireny, ho ao an-tranon' andriamaniny; koa ny fanaka dia nampidiriny tao amin' ny trano firaketan' andriamaniny. | Natolotry ny Tompo, ho an-tànany, Joakima, mpanjakan' i Jodà, mbamin' ny fanaka sasany tao an-tranon' Andriamanitra, ka nentiny ireny, ho any amin' ny tany Sennaara, ao amin' ny tranon' ny andriamaniny, sady napetrany tao amin' ny firaketan' andriamaniny ny fanaka. | Le Seigneur livra entre ses mains |