<-
->

Eze / Ez 8:11 And there stood before them seventy men of the ancients of the house of Israel, and in the midst of them stood Jaazaniah the son of Shaphan, with every man his censer in his hand; and a thick cloud of incense went up. Ary nisy olona fito-polo lahy, isan' ny loholon' ny taranak' Isiraely, nitsangana teo anoloan' ireo, ary Jazania, zanak' i Safana, nitsangana teo afovoany, samy nitondra ny loviany fandoroana ditin-kazo manitra teny an-tànany avy, ary ny setroky ny ditin-kazo manitra dia nidonata. Ary nisy fitopolo lahy, amin' ny loholon' ny taranak' Israely, ka anisan' ireo Jezoniasa, zanak' i Safana, ary nitsangana teo anoloan' izany sary izany ireo; samy nanana ny fanembohany teny an-tànany avy, ka nisondrotra avy eo ny hanitry ny emboka nijofo. Soixante-dix hommes, des anciens de la maison d' Israël, étaient debout devant les idoles - et Yaazanyahu fils de Shaphân était debout parmi eux - ayant chacun son encensoir à la main; et le parfum du nuage d' encens montait.