<-
->

Eze / Ez 32:16 This is the lamentation wherewith they shall lament her: the daughters of the nations shall lament her: they shall lament for her, even for Egypt, and for all her multitude, saith the Lord GOD. Izany no hira fahalahelovana hataon' ny olona; Ny zanakavavin' ny firenena no hihira izany; Eny, ho fahalahelovana an' i Egypta sy ny vahoakany maro be rehetra no hihirany izany, hoy Jehovah Tompo. Izany no hira fitomaniana, ka hotononin' ny olona io, hotononin' ny zanakavavin' ny firenena; hotononiny momba an' i Ejipta sy ny vahoakany be rehetra; - teny marin' ny Tompo Iaveh. Telle est la complainte que crieront les filles des nations. Elles la crieront sur l'Égypte et sur toute multitude. Elles crieront cette complainte, oracle du Seigneur Yahvé.