<-
->

Eze / Ez 32:15 When I shall make the land of Egypt desolate, and the country shall be destitute of that whereof it was full, when I shall smite all them that dwell therein, then shall they know that I am the Lord. Raha hataoko lao ny tany Egypta, ka hofoanako tsy hisy na inona na inona izay nahafeno azy teo; Ary haringako ny monina rehetra ao aminy, dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah. Rahefa avy izay hampanjariako ho tany lao ny tany Ejipta, sy izay hahafoana ny tany amin' ny zavatra ao aminy, ary hamelezako ny mponina rehetra ao aminy, dia ho fantatr' izy ireo fa Iaveh aho. Quand je ferai du pays d'Égypte une désolation, et que le pays sera dépouillé de ce qu' il contient, quand je frapperai tous ceux qui l' habitent, ils sauront que je suis Yahvé.