<-
->

Eze / Ez 30:26 And I will scatter the Egyptians among the nations, and disperse them among the countries; and they shall know that I am the Lord. Dia haeliko ho any amin' ny firenena samy hafa ny Egyptiana ka hahahako any amin' ny tany samy hafa; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah. Haeliko any amin' ny firenena ny Ejipsiana, ary hahahako any amin' ny tany izy; dia ho fantatry ny olona fa Iaveh aho. Je disséminerai les Égyptiens parmi les nations, je les disperserai dans les pays, et l' on saura que je suis Yahvé.