<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 30:25 | But I will strengthen the arms of the king of |
Eny, hampahatanjahiko ny sandrin' ny mpanjakan' i Babylona, dia hiraviravy ny sandrin' i Farao: Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah, raha hataoko eny an-tànan' ny mpanjakan' i Babylona ny sabatro, ka haingainy hamelezana ny tany Egypta. | Ny sandrin' ny mpanjakan' i Babilona, hohatanjahako; ny sandrin' i Faraona kosa hianjera; ary ho fantatry ny olona fa Iaveh aho, rahefa ataoko eo an-tanan' ny mpanjakan' i Babilona ny sabatro; ka hoentiny mamely ny tany Ejipta. | Je fortifierai les bras du roi de |