<-
->

Eze / Ez 30:21 Son of man, I have broken the arm of Pharaoh king of Egypt; and, lo, it shall not be bound up to be healed, to put a roller to bind it, to make it strong to hold the sword. Ry zanak' olona, ny sandrin' i Farao, mpanjakan' i Egypta, dia efa notorotoroiko, ary he! tsy noharatoina mba ho sitrana izy, na nofehezina lamba, mba hanatanjaka azy hahatan-tsabatra. Ry zanak' olona, ny sandrin' i Faraona mpanjakan' i Ejipta, dia notapahako, ka indro tsy notsaboina, tsy nasiam-panafody na nopetahana bandy, hitsaboana azy mba hahatanjaka azy, hahatan-tsabatra. Fils d' homme, j' ai brisé le bras de Pharaon, roi d'Égypte, et voici que nul n' a pansé sa blessure en y appliquant des remèdes, en y mettant un bandage et en le pansant pour qu' il retrouve la force de manier l'épée.