<-
->

Eze / Ez 30:18 At Tehaphnehes also the day shall be darkened, when I shall break there the yokes of Egypt: and the pomp of her strength shall cease in her: as for her, a cloud shall cover her, and her daughters shall go into captivity. Any Tapanesa dia ho maizina ny andro, raha tapahiko any ny ziogan' i Egypta, ary hitsahatra ny fiavonavonan' ny heriny; Ho voasaron' ny rahona izy, sady ho lasan-ko babo ny zananivavy. Ao Tafnesa ho maizina ny andro, raha avy izay hanapahako ao ny jiogan' i Ejipta, sy hitsaharan' ny fiavonavonan' ny heriny; ho voasaron-drahona izy, ary ho lasan-ko babo ny zanany vavy. A Tahpanhès, le jour deviendra ténèbres quand j' y briserai les sceptres de l'Égypte et que l' orgueil de sa force prendra fin. Quant à elle, un nuage la couvrira et ses filles iront en captivité.