<-
->

Eze / Ez 29:20 I have given him the land of Egypt for his labour wherewith he served against it, because they wrought for me, saith the Lord GOD. Ho valin' ny fanompoana nataony tany Tyro no nanomezako azy ny tany Egypta, satria nataony ho Ahy izany, hoy Jehovah Tompo. Ho valin' ny asa nataony namelezany an' i Tira, omeko azy ny tany Ejipta; satria niasa ho ahy izy ireo - teny marin' ny Tompo Iaveh. Comme salaire pour la peine qu' il a prise, je lui livre le pays d'Égypte car ils ont travaillé pour moi , oracle du Seigneur Yahvé.