<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 29:19 | Therefore thus saith the |
Koa izao no lazain' i Jehovah Tompo: Indro, homeko an' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ny tany Egypta, dia halainy ny hareny, ary hobaboiny izay hita ao, ka hataony sambotra izay azo ao, koa izany no ho karaman' ny miaramilany. | Koa izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Indro omeko an' i Nabokodonozora mpanjakan' i Babilona, ny tany Ejipta, ka halainy ny hareny ao; hobaboiny izay azo baboina ao; horobainy izay babo ao, ary hoentiny izay remby azo aminy, dia ho karama izany ho an' ny tafiny. | C' est pourquoi, ainsi parle le Seigneur |