<-
->

Eze / Ez 29:14 And I will bring again the captivity of Egypt, and will cause them to return into the land of Pathros, into the land of their habitation; and they shall be there a base kingdom. Ary haveriko avy amin' ny fahababoany izy, ka hampodiko any amin' ny tany Patrosa, tany nihaviany, izy; Ary ho fanjakana ambany Egypta; haveriko indray ireo voababo avy any Ejipta, ka hampodiko amin' ny tany Patrosa, any amin' ny nihaviany, ary ao izy dia ho fanjakana ambanimbany. Je ramènerai les captifs égyptiens et je les réinstallerai au pays de Patros, dans leur pays d' origine. Ils y formeront un modeste royaume.