<-
->

Eze / Ez 29:12 And I will make the land of Egypt desolate in the midst of the countries that are desolate, and her cities among the cities that are laid waste shall be desolate forty years: and I will scatter the Egyptians among the nations, and will disperse them through the countries. Ary hataoko tany rava dia rava ny tany Egypta, ary ho lao dia ho lao efa-polo taona ny tanànany; Eny, haeliko ho any amin' ny firenena samy hafa ny Egyptiana, ary hahahako any amin' ny tany samy hafa. Ejipta, hataoko tany foana eo amin' ny tany lao rehetra; ary ny tanànany, eo afovoan' ny tanàna rava, dia ho tany lao foana mandritra ny efapolo taona; haeliko any amin' ny firenena ny Ejipsiana, ary hahahako any amin' ny tany samihafa izy. Je ferai du pays d'Égypte une désolation au milieu de pays dévastés; ses villes seront une désolation au milieu de villes détruites, pendant quarante ans. Et je disséminerai les Égyptiens parmi les nations, je les disperserai parmi les pays.