<-
->

Eze / Ez 29:10 Behold, therefore I am against thee, and against thy rivers, and I will make the land of Egypt utterly waste and desolate, from the tower of Syene even unto the border of Ethiopia. Dia, indro, avy hamely anao sy ny Neilinao Aho, ary ny tany Egypta hataoko lao tokoa, eny, sady ho lao no ho rava, hatrany Migdola ka hatrany Syena, dia hatramin' ny sisin' i Etiopia. noho izany dia indro aho ho avy ao aminao sy ny oninao; ka ataoko zary zavatra rava sady foana no nidiran-doza ny tany Ejipta, hatrany Migdola ka hatrany Siena, ary hatrany amin' ny sisin' ny tanin' i Etiopia. Eh bien! je me déclare contre toi et contre tes Nils. Je ferai du pays d'Égypte une ruine et une désolation, de Migdol à Syène et jusqu'à la frontière de Kush.