<-
->

Eze / Ez 26:7 For thus saith the Lord GOD; Behold, I will bring upon Tyrus Nebuchadrezzar king of Babylon, a king of kings, from the north, with horses, and with chariots, and with horsemen, and companies, and much people. Fa izao no lazain' i Jehovah Tompo: Indro, ho entiko avy any avaratra ho any Tyro Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, andrianan' ny andriana, mitondra soavaly sy kalesy sy mpitaingin-tsoavaly ary vahoaka betsaka. Fa izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Indro, hoentiko avy any avaratra hamely an' i Tira, Nabokodonozora mpanjakan' i Babilona, mpanjakan' ny mpanjaka, mitondra soavaly aman-kalesa, mpitaingin-tsoavaly, omba-miaramila betsaka sy vahoaka maro. Car ainsi parle le Seigneur Yahvé : Voici que j' amène à Tyr, venant du Nord, Nabuchodonosor, roi de Babylone, roi des rois, avec chevaux, chars et cavaliers, une troupe et un peuple nombreux.