<-
->

Eze / Ez 26:4 And they shall destroy the walls of Tyrus, and break down her towers: I will also scrape her dust from her, and make her like the top of a rock. Ary horavan' ireo ny mandan' i Tyro, sady harodany ny tilikambony; Dia hofafako hiala aminy ny vovo-taniny, ka hataoko tahaka ny vatolampy mangadihady izy. Horavan' ireo ny mandan' i Tira, sady harodany ny tilikambony; hailiko lavitra azy ny vovo-taniny; ary hataoko toy ny vatolampy mangadihady izy; Elles détruiront les remparts de Tyr, elles abattront ses tours, j' en balaierai la poussière et j' en ferai un rocher nu.