<-
->

Eze / Ez 26:2 Son of man, because that Tyrus hath said against Jerusalem, Aha, she is broken that was the gates of the people: she is turned unto me: I shall be replenished, now she is laid waste: Ry zanak' olona, noho ny nandatsan' i Tyro an' i Jerosalema hoe: Hià! sakoa izay! rava ilay vavahadin' ny firenena! Mba hifindra amiko kosa izao, ka ho feno aho, fa izy kosa ho foana, Ry zanak' olona, noho ny nitenenan' i Tira momba an' i Jerosalema nataony hoe: Hià! Hià! vaky ilay vavahadin' ny firenena! aty amiko indray no todihin' ny olona; ka izaho ho feno; izy kosa efa zary efitra! - Fils d' homme, parce que Tyr a dit contre Jérusalem : " Ha! Ha! la voilà brisée, la porte des peuples; elle s' est tournée vers moi, sa richesse est détruite ",