<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 25:10 | Unto the men of the east with the |
Ho an' ny zanaky ny atsinanana koa tahaka ny taranak' i Amona' ihany, eny, hatolotro ho fananan' ireny izy, mba tsy hotsarovana ao amin' ny firenena intsony ny taranak' i Amona. | Hotatahako hidiran' ny zanaky ny Atsinanana izy, toraky ny tanin' ny taranak' i Amona, hatolotro hozakainy izy, mba tsy hotsaroana intsony eny amin' ny firenena ny taranak' i Amona. | C' est aux fils de l' |