<-
->

Eze / Ez 23:23 The Babylonians, and all the Chaldeans, Pekod, and Shoa, and Koa, and all the Assyrians with them: all of them desirable young men, captains and rulers, great lords and renowned, all of them riding upon horses. dia ireny zanakalahin' i Babylona mbamin' ny Kaldeana rehetra, mpanapaka sy manan-jo sy andrian-dahy, ary ny Asyriana rehetra koa miaraka aminy; tovolahy bikàna izy rehetra, dia ny governora sy ny lefiny, zanak' andriana sy olom-boafidy, sady mpitaingin-tsoavaly avokoa izy rehetra. dia ny zanakalahin' i Babilona, mbamin' ny Kaldeana rehetra, ny mpanapaka, ny lehibe, ny andriandahy, mbamin' ny zanakalahin' i Asiria rehetra koa miaraka aminy, tovolahy soa, samy governora amam-pifehy avokoa, samy manam-pahefana sy olo-malaza, samy mitaingi-tsoavaly avokoa. les Babyloniens et tous les Chaldéens, ceux de Peqod, de Shoa et de Qoa, et tous les Assyriens avec eux, jeunes et séduisants, tous gouverneurs et magistrats, tous écuyers renommés et habiles cavaliers.