<-
->

Eze / Ez 23:12 She doted upon the Assyrians her neighbours, captains and rulers clothed most gorgeously, horsemen riding upon horses, all of them desirable young men. Maimay tamin' ny Asyriana mifanolotra aminy izy, dia ny governora sy ny lefiny, olona mareva-pitafiana sady mpitaingin-tsoavaly, samy tovolahy bikàna izy rehetra. Matim-pitia an' ireo zanakalahin' i Asiria izy, governora amam-pifehy mifanila tany aminy, mitafy lamba sarobidy, mpitaingin-tsoavaly mitaingin-tsoavaly, samy tovolahy soa avokoa. Elle s'éprit des Assyriens, gouverneurs et magistrats, ses voisins, vêtus magnifiquement, habiles cavaliers, tous jeunes et séduisants.