<-
->

Eze / Ez 16:26 Thou hast also committed fornication with the Egyptians thy neighbours, great of flesh; and hast increased thy whoredoms, to provoke me to anger. Hianao efa nijangajanga tamin' ny zanak' i Egypta be nofo izay mifanila fonenana aminao; ary nampitomboinao ny fijangajanganao ka nampahatezitra Ahy. Nivarina tamin' ny zanak' i Ejipta, nifanila fonenana taminao, dia tamin-dry zareo matanja-batana hianao, ary nampitoboinao ny fijangajanganao, hampahatezitra ahy. Tu t' es prostituée chez les Égyptiens, tes voisins au corps puissant, tu as multiplié tes prostitutions pour m' irriter.